[go: up one dir, main page]
More Web Proxy on the site http://driver.im/Aller au contenu

Ferrari 250

Avy amin'i Wikipedia
  
Ferrari 250 GTO 1962

Ny Ferrari 250 dia tandahatra fiarakodia matanjaka amboarin'ny mpanao fiara Ferrari. Io anarana io dia avy amin'ny fandrafetana mekanikany : môtera miisa silendira 12 manana hadiry 250 cm3 alahatra ohatra ny V. Ny mpanohatra alésage/couse 73 x 58,8 mm fantatry ny tia Ferrari.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.