[go: up one dir, main page]
More Web Proxy on the site http://driver.im/Aller au contenu

Brahmanisma

Avy amin'i Wikipedia
Sary sokitra maneho ny andriamanitra Brâhma any Halebid, ao amin' ny fanjakan' i Karnâtaka, ao India

Ny brahmanisma dia lamina ara-piarahamonina sy ara-pivavahana tao India, izay niseho teo anelanelan' ny vedisma sy ny hindoisma, sady miorina amin' ny fizaràn' ny fiarahamonina ho sarangam-poko ifandovana, manome toerana eny an-tapony ireo brahmana sady mampiditra ao amin' ny fombafomba sy adidy ara-pivavahana ny zavatra atao rehetra eo amin' ny fiainana andavanandro.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]