[go: up one dir, main page]
More Web Proxy on the site http://driver.im/Aller au contenu

Gdańsk

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 11 Jolay 2024 à 05:48 nataon'i 41.213.235.225 (dinika)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

54°20′51″N 18°38′43″E / 54.3475°N 18.645278°E / 54.3475; 18.645278

Gdańsk
-
Velarantany 261,96 km2
Isam-ponina 464 293 mponina
Tanànan-dehibe 1 080 700 mponina
Ben'ny tanàna Paweł Adamowicz
Firenena  Polonia
Faritany Voïvodie Pomerania
Faritra NC
Tanàna Gdańsk. (Voïvodie Pomerania)

I Gdańsk (Alemàna: Danzig) dia tanàna ao amin'ny faritanin'i Voïvodie Pomerania (fiteny poloney: Województwo pomorskie) ny Polonia. Manana mponina miisa 464 293 mponina. Ny tanàna de Gdańsk manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika.

Noho ny fepetran'ny Fifanarahana Versailles tamin'ny 1920, dia nisaraka tamin'ny Empira Alemàna i Gdańsk sy ny manodidina ary nanambara fa fanjakana mahaleo tena, ny Tanànan'i Danzig Afaka, tamin'ny 15 Novambra 1920. Ny mponina dia 95% Alemana ary 3% Poloney.

Lahatsoratra antsipirihany : Ady Lehibe Faharoa

Ady lehibe faharoa

[hanova | hanova ny fango]
Gdańsk: 1.09.1939. (AL2)

Notafihan'ny Alemanina ny 1 Septambra 1939 tamin'ny 4h45 i Polonia (Gdańsk, Fiteny frantsay‎: Bataille de Westerplatte). Tamin'ny 17 Septambra 1939, araka ny fifanarahana miavina nataon'i Molotov sy Ribbentrop (fifanarahana alemanina-sovietika) dia manafika ny lafy atsinanan'i Polonia ny tafika sovietika. Rakotra tanteraka ny tafika poloney.

Tamin'ny 1945 dia nandresy an'i Danzig ny Tafika Mena ary novonoina na noroahina ny mponina alemà.

Polonina tamin'ny 1945

[hanova | hanova ny fango]

Taorian'ny fakana an-keriny sy ny fanesorana ny ankamaroan'ny mponina alemà tamin'ny Martsa 1945, dia novana anarana Gdańsk i Danzig ary nampidirina tany Polonina.

Efa tao anatin'ny volana voalohany taorian'ny ady dia noroahin'ny fitondrana poloney tao Gdansk ny mponina teo an-toerana, afa-tsy vitsivitsy. Tamin’ny 1 Janoary 1949, dia olona 13 424 no mbola nipetraka tany Gdańsk.

Distrika ao Gdańsk (34 distritos)
O selo oficial ao Gdańsk

A tanàna Gdańsk dia mizara ho distrika 34:

  • Aniołki, Brętowo, Brzeźno, Jasień, Kokoszki, Krakowiec-Górki Zachodnie, Letnica, Matarnia, Młyniska, Nowy Port, Oliwa, Olszynka, Orunia-Św. Wojciech-Lipce, Osowa, Przeróbka, Przymorze Małe, Rudniki, Siedlce, Sobieszewo Island, Stogi, Strzyża, Suchanino, Ujeścisko-Łostowice, VII Dwór, Wzgórze Mickiewicza, Zaspa-Młyniec, Zaspa-Rozstaje ary Żabianka-Wejhera-Jelitkowo-Tysiąclecia.

Fanabeazana

[hanova | hanova ny fango]
(Antsipirihany)
  1. Anjerimanontolon'i Gdańsk, (fiteny anglisy: University of Gdańsk)
  2. Anjerimanontolon'i fitsaboan'i Gdańsk, (fiteny anglisy: Gdańsk Medical University)
  3. Akademian'ny mozika ao Gdańsk, Gdańsk Musical Academy (fiteny poloney: Akademia Muzyczna im. Stanisława Moniuszki w Gdańsku)
  4. Akademian'ny Politécnica ao Gdańsk, (fiteny anglisy: Gdańsk University of Technology)

Kolontsaina sy fialamboly

[hanova | hanova ny fango]

Haino aman-jery

[hanova | hanova ny fango]
  • TVP 3 Gdańsk
  • Telewizja EiA
  • Radio Gdańsk
  • Radio Plus Gdańsk
  • Radio Złote Przeboje

Fanatanjahantena

[hanova | hanova ny fango]

Olo-malaza avy ao Gdańsk

[hanova | hanova ny fango]

Tanàna namana

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. ((en)) Official Website of The Baltic State Opera

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]