[go: up one dir, main page]
More Web Proxy on the site http://driver.im/Aller au contenu

ombre

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Italiana

[Ovay]

Endrik’anarana

ombre

  1. ploraly ny teny ombra

Tsiahy

Venisianina

[Ovay]

Endrik’anarana

ombre

  1. ploraly ny teny ombra

Tsiahy

Aragonesa

[Ovay]

Anarana iombonana

ombre

  1. Lalao karatra espaniola tamin'ny taonjato faha-17 (eo amin'ny 1650-1660), izay matetika lalaovin'olona telo miaraka amin'ny karatra 40
  2. lehilahy

Tsiahy

  • hombre”, in Aragonario, diccionario castellano–aragonés (in Spanish)
  • Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy ombre tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)

Frantsay

[Ovay]

Anarana iombonana

ombre

  1. aloka
  2. matoatoa
  3. ny haizina

Fanononana

Tsiahy

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

ombre

  1. lalao karatra espaniola, izay ataon'olona telo matetika. Ahitana karatra efapolo, tsy misy ny laharana faha-8, faha-9 ary faha-10

Fanononana

  • IPA(key): /ˈɒm.bə/, /ˈɒm.bɹeɪ/

Tsiahy

Friolàna

[Ovay]

Anarana iombonana

ombre

  1. aloka

Tsiahy

Galisiana

[Ovay]

Anarana iombonana

ombre

  1. aloka

Tsiahy

Espaniola Jiosy

[Ovay]

Anarana iombonana

ombre

  1. lehilahy

Tsiahy

Nôrmana

[Ovay]

Anarana iombonana

ombre

  1. aloka (faritra tsy dia misy hazavana loatra)

Tsiahy